Ianareo no fanasin'ny tany (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianareo no fanasin'ny tany
Jesosy Tompo no milaza izany
Isika izao ko hitondra hazavana
Izany re no baiko tsy azo ialana
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Dieny mbola tsy tonga matsatso
Sy tsy mba gprhxe sendra ny fiaina-mikatso
Dieny mbola tsy very acfoay hazavana
Andeha wdsfihov ny fatotra rehetra hovahana
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny tononkira.serasera.org fahazavanao
Jesosy Tompo no milaza izany
Isika izao ko hitondra hazavana
Izany re no baiko tsy azo ialana
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Dieny mbola tsy tonga matsatso
Sy tsy mba gprhxe sendra ny fiaina-mikatso
Dieny mbola tsy very acfoay hazavana
Andeha wdsfihov ny fatotra rehetra hovahana
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny tononkira.serasera.org fahazavanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika MiantefaVisites : 1000
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Namana tsy mahafoy
Date : 10/05/2022 23:49
