Ampianaro izahay ho tony (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rtocbtba Ampianaro izahay ho tony
Raha mandia mrnvugvy lalan-tsarotra
Mba aoreno mafy ny finoana
Mba hanantena fiadanana
Fa zava-poana izay rehetra ety
Tsisy maharitra, mora malia
Fa ny finoana Anao hatrany ihany
No antom-pifaliana doria
Ampianaro izahay ho tony
Raha mandia lalan-tsarotra
Mba aoreno mafy ny finoana
Mba hanantena fiadanana
Fa zava-poana izay rehetra ety
Tsisy maharitra, mora malia
Fa ny finoana Anao hatrany ihany
No antom-pifaliana doria
Ny ady tononkira.serasera.org atrehanay tsy zaka intsony
Maningotra aina, mampamoy fo
Tenenina MANGINA dia mitony
Hay ygfdq tsinontsinona Aminao Tsitoha
Ilay teninao mamboraka fitia
Ny Herinao no herinay ety
Ilay finoana Anao hatrany ihany
No antom-pifaliana doria...
Raha mandia mrnvugvy lalan-tsarotra
Mba aoreno mafy ny finoana
Mba hanantena fiadanana
Fa zava-poana izay rehetra ety
Tsisy maharitra, mora malia
Fa ny finoana Anao hatrany ihany
No antom-pifaliana doria
Ampianaro izahay ho tony
Raha mandia lalan-tsarotra
Mba aoreno mafy ny finoana
Mba hanantena fiadanana
Fa zava-poana izay rehetra ety
Tsisy maharitra, mora malia
Fa ny finoana Anao hatrany ihany
No antom-pifaliana doria
Ny ady tononkira.serasera.org atrehanay tsy zaka intsony
Maningotra aina, mampamoy fo
Tenenina MANGINA dia mitony
Hay ygfdq tsinontsinona Aminao Tsitoha
Ilay teninao mamboraka fitia
Ny Herinao no herinay ety
Ilay finoana Anao hatrany ihany
No antom-pifaliana doria...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 955
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 10/05/2022 23:49
