Tsy ho ahy ianao (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray misy ssdnamu teny tsy tsaroana
mandrotik’aina mankarary fo
fiteny mamy zary ompa zary ozona
latsaka anaty ao am-po

Fiv : Nefa tononkira.serasera.org atao ahoana oopn moa
       satry tokoa hoe isika roa
       ho tafara-dalana indray
       izaho sy ianao hifandao
       tsy ho ahy ianao

’zaho tsy ho adala fihevitra toa fihevi-jaza
mahalasa saina mahavaky loha
fitia voarara, fitia voaozona
marary anaty, tia tokoa

Fiv : ...

Indraindray misy teny zwnjq tsy tsaroana
mandrotik’aina mankarary fo
fiteny mamy zary ompa zary ozona
latsaka anaty ao am-po


Izaho sy ianao hifandao
Tsy ho ahy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 20628
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/11/2004 23:55
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125