Avia fa ... (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifampitanana izaho sy cbsejxma ianao
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, obtdxaty tsara ery!
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, vxzrsbry avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay tsy mety omaly, havalony any
Avia hiaraka hifaly, hifety androany
Raha ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra tononkira.serasera.org nankaleo
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, obtdxaty tsara ery!
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, vxzrsbry avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay tsy mety omaly, havalony any
Avia hiaraka hifaly, hifety androany
Raha ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra tononkira.serasera.org nankaleo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 8874
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 14:37
