Gasy (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza simbana ny maha malagasy
Aza simbana amin’ny fanahy ratsy
Aoka tsy hiady tononkira.serasera.org f’iray ihany ity nosy
Na samy hafa fombafomba tsy mitovy

Tia fihavanana
Fifankatiavana
No ahafantarana ny tena malagasy
Ny fahendreny koa
tsy smdx manam-paharoa
Tsy mahamenatra ny maha-malagasy

Iray ihany rehefa malagasy
Iray aina ary koa iray vatsy
Aoka tsy loko no avela hampizara
Fa ltbvwf malagasy cahfh mikatsaka ny tsara

Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013