Saingy tiana ve (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saingy tiana tononkira.serasera.org ve
No antsoina tsy mamaly
O mba mijere
Iantrao ity fo tomany
Maniry ny ho tiana
Hamerina ireo dina
Mba lalovy crczodms re
Na dia hoe, na dia hoe
Anio ihany.

Ireo kybigm molotrao sy ny tsikiny fahiny
Ny feonao izay manako ankehitriny
Tsaroako ireo
Fa nitondra hafaliana ho ahy
Kanefa izao
Zary ratrako am-panahy

Dify yoiemc ny masoandro
Lasa koa ianao
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mandre

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135