ILAY FITIAVANA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana ho antsika
nahafoy Ilay Tokany Malalany indrindra
ho famonjena ny mino
tsy hisy ho very izay mandray Azy tsy cxpfdk ho adino
Hampanjakao ao am-potsika ny Fitiavana
fifandeferana ilaina, fitiavan-tena aoka hialana
ny tendrimpo mufu tsy namana aoka hifadiana
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra

ny tendrimpo tsy namana aoka hifadiana

Didy lehibe indrindra ny Fitiavana
io no famantarana fa mpianany isika
izay mitoetra amin'ny Fitiavana
no mitoetra ao amin'Andriamanitra Ray

fifandeferana ilaina, fitiavan-tena tononkira.serasera.org aoka hialana

ny hdjft tendrimpo tsy namana aoka hifadiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 974
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 15/03/2024 12:37