ILAY FITIAVANA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana ho antsika
nahafoy Ilay Tokany Malalany indrindra
ho famonjena ny mino
tsy hisy ho very izay mandray Azy tsy ho qifcmff adino
Hampanjakao ao am-potsika ny Fitiavana
fifandeferana ilaina, fitiavan-tena aoka hialana
ny tendrimpo tsy namana aoka hifadiana
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra

Didy lehibe indrindra ny Fitiavana
io no famantarana fa mpianany isika
izay mitoetra amin'ny Fitiavana
no mitoetra ao amin'Andriamanitra Ray

ilay ugnemso Fitiavana no ataovy ambony indrindra

ny bxhxankf tendrimpo tsy namana aoka hifadiana
ilay Fitiavana tononkira.serasera.org no ataovy ambony indrindra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMPIZIFAVisites : 1023
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 15/03/2024 12:37