FISARAHANA (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana eo, htamr ndeha mody amin'izay
Ny bqwxid fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Angina aho satria
Eny angina matokia
Miandry anao ilay tia anao
Nofaranana koa ny vetso tononkira.serasera.org mangina
Tsy analana ary koa tsy ampiana
Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka aleo mifandao
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Hofaranana eny nefa nazjqchk mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny
Ny bqwxid fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Angina aho satria
Eny angina matokia
Miandry anao ilay tia anao
Nofaranana koa ny vetso tononkira.serasera.org mangina
Tsy analana ary koa tsy ampiana
Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka aleo mifandao
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Hofaranana eny nefa nazjqchk mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 7898
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : bobimarolahy
Daty : 09/08/2010 21:58
