Fa niova ianao (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa niova ianao, tsy tahak’izao
Taloha teny soa, teny mamy no nataonao
Nefa izao, tononkira.serasera.org krau toa fahavalonao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao
Fiverenana : Lany ve sa efa ritra ny fitia ?
tazkxoyh Maty ve irony dina natao ho doria
Tsy tsara ve raha toa ka veloma no hatao
Toy izay hijaly tsy misy fitia tahaka izao
Ny fiainako natokako ho rxkkwmbl anao
Ny fitiavako efa nomeko ho anao
Fa niova ianao, tsy tahak’izao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao
Fiverenana, ........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 9799
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 03/12/2003 11:02