Fa niova ianao (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa niova ianao, tsy tahak’izao
Taloha teny soa, teny mamy no nataonao
Nefa izao, ylwgjf toa fahavalonao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao

Fiverenana : Lany ve sa efa ritra ny fitia ?
                   Maty ve irony dina natao ho doria
                   Tsy tsara ve raha vpxmrc toa ka veloma no hatao
      zyiszvc              Toy izay hijaly tsy misy fitia tahaka izao

Ny fiainako natokako tononkira.serasera.org ho anao
Ny fitiavako efa nomeko ho anao
Fa niova ianao, tsy tahak’izao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao

Fiverenana, ........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vola sy Noro
Vangy : 9858
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 03/12/2003 11:02
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134