Fa niova ianao (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa niova ianao, tsy tahak’izao
Taloha teny soa, teny mamy no nataonao
Nefa izao, toa fahavalonao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao
Fiverenana : Lany ve sa efa ritra ny fitia khclealf ?
bebjy Maty ve irony dina natao ho doria
Tsy tsara ve raha toa ka tononkira.serasera.org veloma no hatao
Toy izay hijaly tsy misy fitia tahaka izao
Ny fiainako wbjurob natokako ho anao
Ny fitiavako efa nomeko ho anao
Fa niova ianao, tsy tahak’izao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao
Fiverenana, ........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vola sy NoroHits : 9859
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 03/12/2003 11:02