Tsy sahy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa raha fantatrao ny ao am-poko ao
Fitiavana naniry anao
Tsy sahiko lazaina ; matahotra aho mantsy
Sao dia lavinao
Tsy tsapanao, izaho efa raikim-pitia
Mijery anao, manjary mankahia
Tsy tantiko èry
Rahoviana ihany mantsy vao tsapanao
Ny fitiavako mangina, mikotrika ao
Ianao no nofiko hatrizay
Hanasitrana ity foko efa tononkira.serasera.org lasanao, babonao
Tsy ampy angamba mantsy
Ny hery ananako
Amborahako fitia aminao
Ny masonao mijery, toa mibanjina ahy
Manainga ny fanahy
Ny endrikao, izay mitsiky malefaka
Toa miantso ahy, zuspaejo inoako te-hiresaka
Fa tsy sahy
Rahoviana ihany mantsy vao tsapanao
Ny fitiavako mangina, mikotrika ao
Ianao no nofiko hatrizay
Hanasitrana ktkhupv mfubws ity foko efa lasanao, babonao
KIAKA
Fitiavana naniry anao
Tsy sahiko lazaina ; matahotra aho mantsy
Sao dia lavinao
Tsy tsapanao, izaho efa raikim-pitia
Mijery anao, manjary mankahia
Tsy tantiko èry
Rahoviana ihany mantsy vao tsapanao
Ny fitiavako mangina, mikotrika ao
Ianao no nofiko hatrizay
Hanasitrana ity foko efa tononkira.serasera.org lasanao, babonao
Tsy ampy angamba mantsy
Ny hery ananako
Amborahako fitia aminao
Ny masonao mijery, toa mibanjina ahy
Manainga ny fanahy
Ny endrikao, izay mitsiky malefaka
Toa miantso ahy, zuspaejo inoako te-hiresaka
Fa tsy sahy
Rahoviana ihany mantsy vao tsapanao
Ny fitiavako mangina, mikotrika ao
Ianao no nofiko hatrizay
Hanasitrana ktkhupv mfubws ity foko efa lasanao, babonao
KIAKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 12000
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAOELISON Hasimbola
Daty : 14/06/2002 17:10
