Bon Voyage (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bon Voyage
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!

Dia voatso-drano e!
Voatsodranon'ny Ray aman-dReny izahay

a! ka mahaleova a!  qipj
Maleova sy malasana ianareo

a! hyokolwu ka jereo tsara e!      
Jereo tsara ny làlana alehanareo e!

a! ka misy ireo namana a!  
Misy gfohbl ireo namana ody ho namanareo e!

a! ka tsitsio tsara e!  }
Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e!
    
a! ka misy ireo fitaka      
Misy ireo fitaka tononkira.serasera.org efa miandry anareo

    A! ka Bon voyage e!  
Bon Voyage sy bon courage ianareo e !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 20790
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/11/2005 19:39
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0201