Ho an'iza ny masoandro (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao, tsy natao hifoha mba npyyfhis hitaraina
Nomena ykpwyed ahy sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina
Sento lava tsy ahafaka tononkira.serasera.org ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola sqwctxt hisava ny lanitrao…
Nomena ykpwyed ahy sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina
Sento lava tsy ahafaka tononkira.serasera.org ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola sqwctxt hisava ny lanitrao…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 10420
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 11:10
