Lazao azy (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampitapitao any ny hafatro
Raha mba mandalo any ianao
Lazao izy hoe
"Efa ela ihany no tsy tazany
Sa efa wauybdpm adinonao ny fisiany ao"
Raha toa sitrakao, izao lazao :
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova, na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
Dia bitsibitsiho eo an-tsofiny
Fa mbola tia azy aho hatramizao
Raha sanatria mifanohitra
Izay valin-teniny holazainy anao
Raha toa sitrakao yjnsu dia izao tononkira.serasera.org lazao
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova
Na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy wpiqnyvd na koa haitraitra
Fa rehefa tia, dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
Raha mba mandalo any ianao
Lazao izy hoe
"Efa ela ihany no tsy tazany
Sa efa wauybdpm adinonao ny fisiany ao"
Raha toa sitrakao, izao lazao :
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova, na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
Dia bitsibitsiho eo an-tsofiny
Fa mbola tia azy aho hatramizao
Raha sanatria mifanohitra
Izay valin-teniny holazainy anao
Raha toa sitrakao yjnsu dia izao tononkira.serasera.org lazao
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova
Na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy wpiqnyvd na koa haitraitra
Fa rehefa tia, dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 20000
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/06/2004 12:48
