Lazao azy (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampitapitao any ny hafatro
Raha mba mandalo any ianao
Lazao izy hoe
"Efa ela ihany no tsy tazany
Sa efa adinonao ny fisiany ao"
Raha toa tononkira.serasera.org sitrakao, izao lazao :
"Fa mbola tiany foana hono sgytw ianao
Tsy miova, na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
Dia bitsibitsiho eo an-tsofiny
Fa mbola tia jzyssb azy aho hatramizao
Raha sanatria mifanohitra
Izay valin-teniny holazainy anao
Raha toa sitrakao dia izao lazao
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova
Na ho ela na ho blzqum haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia, dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
Raha mba mandalo any ianao
Lazao izy hoe
"Efa ela ihany no tsy tazany
Sa efa adinonao ny fisiany ao"
Raha toa tononkira.serasera.org sitrakao, izao lazao :
"Fa mbola tiany foana hono sgytw ianao
Tsy miova, na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
Dia bitsibitsiho eo an-tsofiny
Fa mbola tia jzyssb azy aho hatramizao
Raha sanatria mifanohitra
Izay valin-teniny holazainy anao
Raha toa sitrakao dia izao lazao
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova
Na ho ela na ho blzqum haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia, dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 20045
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/06/2004 12:48
