Lazao azy (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampitapitao any ny hafatro
Raha mba mandalo any ianao
Lazao izy hoe
"Efa ela tononkira.serasera.org ihany no tsy tazany
Sa efa adinonao ny fisiany ao"
Raha toa sitrakao, izao lazao :
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova, na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia jwqzunup dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
Dia bitsibitsiho eo an-tsofiny
Fa mbola lcyuzhva tia azy aho hatramizao
Raha sanatria airbhq mifanohitra
Izay valin-teniny holazainy anao
Raha toa sitrakao dia izao lazao
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova
Na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia, dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
Raha mba mandalo any ianao
Lazao izy hoe
"Efa ela tononkira.serasera.org ihany no tsy tazany
Sa efa adinonao ny fisiany ao"
Raha toa sitrakao, izao lazao :
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova, na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia jwqzunup dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
Dia bitsibitsiho eo an-tsofiny
Fa mbola lcyuzhva tia azy aho hatramizao
Raha sanatria airbhq mifanohitra
Izay valin-teniny holazainy anao
Raha toa sitrakao dia izao lazao
"Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova
Na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa haitraitra
Fa rehefa tia, dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia"
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 19699
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 15/06/2004 12:48
