Fa niova ianao (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa niova ianao, tsy tahak’izao
Taloha teny soa, teny mamy no nataonao
Nefa izao, toa fahavalonao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao
Fiverenana : Lany ve sa efa tmirv ritra ny fitia ?
cuyc Maty ve irony dina natao ho doria
Tsy tsara ve raha toa ka veloma no hatao
tononkira.serasera.org Toy izay hijaly tsy misy fitia tahaka izao
Ny fiainako natokako ho anao
Ny fitiavako efa nomeko ho anao
Fa niova ianao, tsy tahak’izao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao
Fiverenana, ........ hlwqfmp

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 9790
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 03/12/2003 11:02