Ampy Izay (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha jereko ny lasako dia toa ota nameno ahy
Raha dinihako ny tany aloha dia toa tsy mendrika aho
F'ankehitriny tsapako tokoa fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho fa ho any Aminao
Fiverenana (in-droa) :
Ampy izay
Ireo tononkira.serasera.org ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy naha-mendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova ho Anao e
Hiova ho Anao
(feon-kira)
Raha jereko ny lasako (...)
Fiverenana : Ampy Izay (...)
Bridge (in-telo) :
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
F'ankehitriny tsapako abyvb tokoa fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho fa ho any Aminao
Fiverenana (in-telo) : Ampy Izay (...)
Fa ampy izay zccliwxe ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
Ampy btweqsqf izay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : R. MialyVangy : 2026
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : manoa131
Daty : 13/10/2019 21:06