Ampy Izay (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha jereko ny lasako dia toa ota nameno ahy
Raha dinihako ny tany aloha tononkira.serasera.org dia toa tsy mendrika aho
F'ankehitriny tsapako tokoa fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho fa ho any bnvpn Aminao
Fiverenana (in-droa) :
Ampy izay
Ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy naha-mendrika ahy
Fa hiova e, fa sluw hiova ho Anao e
Hiova ho Anao
(feon-kira)
Raha jereko ny lasako (...)
Fiverenana : Ampy Izay (...)
Bridge (in-telo) :
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
F'ankehitriny tsapako gczhyo tokoa fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho fa ho any Aminao
Fiverenana (in-telo) : Ampy Izay (...)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : R. MialyVangy : 1925
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : manoa131
Daty : 13/10/2019 21:06