Ampy Izay (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha jereko ny lasako dia toa ota nameno ahy
Raha dinihako ny tany aloha dia toa tsy mendrika aho
F'ankehitriny tsapako tokoa fa Ianao otbgqku ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho fa ho tononkira.serasera.org any Aminao
Fiverenana (in-droa) :
Ampy ktrbtz izay
Ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy naha-mendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova ho Anao e
Hiova ho Anao
(feon-kira)
Raha jereko ny lasako (...)
Fiverenana : Ampy Izay (...)
Bridge (in-telo) :
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
F'ankehitriny mvdquqn tsapako tokoa fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho fa ho any Aminao
Fiverenana (in-telo) : Ampy Izay (...)
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
Ampy izay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : R. MialyVisites : 1968
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : manoa131
Date : 13/10/2019 21:06