Diovy Aho (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diovy aho, Tompo
Ho mendrika Anao
Esory koa ireo loto
Ao anatiko kecikol ao
Mba diovy aho
Hanam-piainam-baovao
Ho mendrika Anao
Diovy ny foko indray
Ny anatiko ovay
Ho mendrika Anao
Refrain : Fa grfelyk maloto aho
Be tononkira.serasera.org ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay
Diovy aho, Tompo
Ho olom-baovao
Hiova tokoa ny foko
Hanoa ny sitrakao
Pont : Fa maloto aho, ry Tompo ô!
Mangataka famelana okqngepi Aminao
Oh, diovy aho ho Anao
Ho mendrika Anao
Esory koa ireo loto
Ao anatiko kecikol ao
Mba diovy aho
Hanam-piainam-baovao
Ho mendrika Anao
Diovy ny foko indray
Ny anatiko ovay
Ho mendrika Anao
Refrain : Fa grfelyk maloto aho
Be tononkira.serasera.org ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay
Diovy aho, Tompo
Ho olom-baovao
Hiova tokoa ny foko
Hanoa ny sitrakao
Pont : Fa maloto aho, ry Tompo ô!
Mangataka famelana okqngepi Aminao
Oh, diovy aho ho Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : R. MialyHits : 1454
Likes : 2 Like
Created by : jratefiarison
Date : 25/11/2020 23:35
