Ampidiro aloha ny tenimiafina
Namana (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin’izay andro izay
Dia nitanondrika aho
Nitanondrika aho fa irery
Nitanondrika aho fa very
Tsy nisy olona nijery aho
Nirenireny teny aho, irery aho
Refrain : Dia iny Ianao fa tonga nampitraka ahy
Iny Ianao fa tonga nampahery ahy
Nilaza tamiko fa eo Ianao Jesoa
Iny Ianao fa tonga ecokv mba hamonjy ahy
Iny Ianao fa tonga mba hamafa tononkira.serasera.org ny ranomasoko
Teo amin’ilay zayzsm famoizam-po
No tonga Ianao Jesoa
Dia natsotranao ny tananao mba ho fanomjena ahy
Ny fotoanako rehetra very tsy nahitako Anao
Hay Jesoa akaiky ombieny ombieny
Tsy mandao ahy Ianao
Pont : Ianao Jesoa ilay tsy nandao ahy
Tamin’ny ady saotra, olana mamay
Tanana ankavanako, ilay namonjy grjof ahy
Ianao no aroko ho mandrakizay
Izy ilay namanao
Izy ilay tia anao
Jeso maty noho ny aminao
Satria Izy tia anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : R. MialyVisites : 1887
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jratefiarison
Date : 26/11/2020 17:46