Mandrosoa (R. Mialy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Maniry Anao qbpeqofr ny foko
Mangetaheta Anao
Fa mila Anao Jesoa ny fiainako
Midira, hamasino aho

Refrain : lpwqpco Voaiko ho Anao ny foko
Mandrosoa Jesosy ô!

Mangetaheta ny honenanao
Ato amiko aho
Fa mila Anao aho
Tia Anao aho Jesosy ô

Arotsay ny afon’ny Fanahy
Hameno ahy

Fa androany aho ogpn manokatra ny foko
Hidiranao Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : R. Mialy
Vangy : 1476
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jratefiarison
Daty : 25/11/2020 23:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3312