Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampy Izay (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha jereko ny lasako dia toa ota nameno ahy
Raha dinihako ny tononkira.serasera.org tany aloha dia toa tsy mendrika aho
F'ankehitriny tsapako tokoa fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho fa ho jtuhc any Aminao
Fiverenana (in-droa) :
Ampy izay
Ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy once naha-mendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova ho Anao e
Hiova ho Anao
(feon-kira)
Raha jereko ny lasako (...)
Fiverenana : Ampy Izay (...)
Bridge (in-telo) :
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
F'ankehitriny rdpj tsapako tokoa fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho fa ho any Aminao
Fiverenana (in-telo) : Ampy Izay (...)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : R. MialyHits : 1927
Likes : 2 Like
Created by : manoa131
Date : 13/10/2019 21:06