Tompony (ROLF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira avy amin’ny fanahy, efa nisy hatramin’izay
Olo-mainty mihira, tonga ao am-ponay
Manokatra ny tononkira.serasera.org fo puoqcqel sy mampivavaka
Izy ireo no tompony, hajaina mandrakizay
Izy ireo no tompony, hajaina mandrakizay

Hira avy ao anatin’ny fo, nataon’izy ireo taloha
Hotohizinay ny hira, izany no fivavahanay
Toa mahabe fitia sy mampitambatra
Izy ireo no tompony, hajaina mandrakizay
Izy ireo no tompony, hajaina mandrakizay

Nefa maro ny fahavalo manopa azy ireo
Mikalokalo fati-kira manimba sofina
Mamiravira, maka udjgnnc tahaka, nefa
Izy ihany no tompony, hajaiko mandrakizay
Izy irery no xbzfiwt tompony, hajaiko mandrakizay

Hira tonga lafatra, tonga hatrany an-danitra
Izy ireo no tompony, hajaina mandrakizay
Izy ireo no tompony, hajaina mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ROLF
Vangy : 1081
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/02/2022 11:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128