MITANDREMA (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MITANDREMA
Raha mahita ialahy nxuw olona tsara bika
Mahay mihetsika, maharomotra toy ny alika
Mitandrema ialahy, mitandrema ialahy
Tsy fingotra ny fiainana, mora tapaka….
Hojerijereny ialahy, ho hitako fa tsara
Homeny toky ialahy dia mitsivalahara fa
Mitandrema ialahy, mitandrema ho aho ialahy
Fitaratra ny fiainana…mora vaky
Tsy fantatr’ialahy izy sy ny ditrany taloha
Omeny an’ialahy izy sy lozany koa moa ka
Mitandrema ialahy, mitandrema ho aho marina moa e
Taratasy ny fiainana, mora rovitra
Izao ialahy izao matahotra mipitrapitra
Maniry mitalaho tsy ho ltbjus sompatra ny ditra
Mahazo tsirony jgpkqk ialahy, nahazo nofiratsy koa
Ataovy anatra ireo maty rehetra tononkira.serasera.org voan’io ka
Mitandrema ho aho tamin’ialahy
Mitandrema ho aho tamin’ialahy
Mitandrema ho aho tamin’ialahy
Ny fiainana mbola lava, sao dia tapaka, vaky na rovitra…..

--------
Rohy: