Tompony (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira avy amin’ny fanahy, efa nisy vyod hatramin’izay
Olo-mainty mihira, tonga ao am-ponay
Manokatra ny fo sy mampivavaka
Izy ireo no tompony, hajaina mandrakizay

Hira avy ao anatin’ny fo, nataon’izy ireo taloha
Hotohizinay ny hira, izany no fivavahanay
Toa mahabe fitia sy mampitambatra

Nefa maro ny fahavalo manopa azy ireo
Mikalokalo fati-kira hvfaerh manimba sofina
Mamiravira, maka tahaka, nefa
Izy tononkira.serasera.org ihany no tompony, hajaiko mandrakizay
Izy irery no tompony, hajaiko mandrakizay
Hira tonga lafatra, tonga hatrany an-danitra

Izy ireo no tompony, udvakedt hajaina mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ROLFVisites : 1108
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 12/02/2022 11:21