TSY AMPY (ROLF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY AMPY

Fiainana iray tsy ho ampy ahy
Ametrahako ireo aingam-panahy mameno ny saiko re !
Mila mpandova aho, ametrahako fitohizany re, ô !

Fiainana iray tsy ho ampy ahy
Ametrahako ireo aingam-panahy mameno ny lohako re !
Mila mpandova aho, ametrahako fitohizany re, ô !

Fiainana iray tsy ho ampy ahy
Ametrahako ireo aingam-panahy mameno ny foko re !
Mila mpandova aho, ametrahako fitohizany re, ô !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ROLF
Vangy : 2264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 10/12/2003 05:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0833