Tompony (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira avy amin’ny fanahy, efa nisy hatramin’izay
Olo-mainty mihira, tonga ao am-ponay
Manokatra ny fo sy mampivavaka
Izy ireo no tompony, hajaina mandrakizay

Hira tononkira.serasera.org avy ao anatin’ny fo, nataon’izy ireo taloha
Hotohizinay ny hira, izany no fivavahanay
Toa mahabe fitia sy mampitambatra

Nefa maro ny fahavalo manopa azy ireo
Mikalokalo fati-kira manimba sofina
Mamiravira, maka tahaka, nefa
Izy fxtd ihany no tompony, hajaiko mandrakizay
Izy irery no tompony, hajaiko mandrakizay
Hira tonga lafatra, tonga hatrany an-danitra
Izy ireo no esap tompony, hajaina mandrakizay
Izy ireo tmgxw no tompony, hajaina mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROLFVangy : 1065
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/02/2022 11:21