Tompony (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira avy amin’ny fanahy, efa nisy hatramin’izay
Olo-mainty mihira, tonga ao am-ponay
Manokatra ny fo sy xyiyn mampivavaka
Izy ireo no tompony, hajaina mandrakizay
Izy devsfxtj ireo no tompony, tononkira.serasera.org hajaina mandrakizay
Hira avy ao anatin’ny fo, nataon’izy ireo taloha
Hotohizinay ny hira, izany no fivavahanay
Toa szvllsp mahabe fitia sy mampitambatra

Nefa maro ny fahavalo manopa azy ireo
Mikalokalo fati-kira manimba sofina
Mamiravira, maka tahaka, nefa
Izy ihany no tompony, hajaiko mandrakizay
Izy irery no tompony, hajaiko mandrakizay
Hira tonga lafatra, tonga hatrany an-danitra

--------
Link: