Toera-manirery (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry ipjnbvz tononkira.serasera.org toera-manirery mitahiry ilay tsiambaratelo
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no sisa
Mandimby izany andro lasa voatanisanisa
Mbola tiako hovangiana fdqstsq ankehitriny
Hatsiarovako ilay fiadananay fahiny
Ry toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha
Izao no hafatra ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko irery izany mytz hiranay
Mba hanako ao am-pony ny tantarany
Ary koa ilay veloma nataonay farany
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no sisa
Mandimby izany andro lasa voatanisanisa
Mbola tiako hovangiana fdqstsq ankehitriny
Hatsiarovako ilay fiadananay fahiny
Ry toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha
Izao no hafatra ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko irery izany mytz hiranay
Mba hanako ao am-pony ny tantarany
Ary koa ilay veloma nataonay farany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 8354
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nirinamercia
Daty : 28/07/2020 11:09
