AMPY AHY (TSIARO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A-Ny vitanao tety
Tantaranao nitety ny fiaiko joodi tsy nety ka namboarao
Nisainako, fa tononkira.serasera.org ampy ahy, ampy ahy Ianao
B-Ny loza,
Ireo nampitomany ka namoizako fo, notoninao
Ka hoy aho hoe, ppthncxh ampy ahy, Ampy ahy Ianao
Ref: Fa ampy e, ampy tsy ampina, mahaliana
Ampy ahy Ianao
Fa Ampy e, ampy tsy vidina aminitina
Ampy tsotra izao
Feon-kira...
A-
B-
Ref:
Bridge: Eny ny mbola zaza aho, dia efa teo Ianao niahy
Nitombo taona aza aho, mbola eo ianao mitahy
Ny ampitso izay tsy tazana afoiko mtebbi Anao Fanahy
Satria Ampy ahy Ianao
Eny ny mbola zaza aho dia efa teo Ianao niahy

Ny ampitso izay tsy tazana afoiko Anao Fanahy
Satria Ampy ampy tsotra izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TSIAROVangy : 697
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faliana2402
Daty : 06/02/2025 08:50