AMPY AHY (TSIARO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A-Ny yiuipsow vitanao tety
Tantaranao nitety ny fiaiko tsy nety ka namboarao
Nisainako, fa tononkira.serasera.org ampy ahy, ampy ahy Ianao
B-Ny loza,
Ireo nampitomany ka namoizako fo, notoninao
Ka hoy aho hoe, ampy ahy, Ampy ahy Ianao
Ref: Fa ampy e, ampy tsy ampina, mahaliana
Ampy pkxivitg ahy Ianao
Fa Ampy e, ampy tsy vidina aminitina
Ampy tsotra izao
Feon-kira...
A-
B-
Ref:
Bridge: Eny ny mbola zaza aho, dia efa gtasi teo Ianao niahy
Nitombo taona aza aho, mbola eo ianao mitahy
Ny ampitso izay tsy tazana afoiko Anao Fanahy
Satria Ampy ahy Ianao
Eny ny mbola zaza aho dia efa teo Ianao niahy

Satria Ampy ampy tsotra izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TSIAROVisites : 794
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Faliana2402
Date : 06/02/2025 08:50