Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPY AHY (TSIARO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A-Ny vitanao tety
Tantaranao nitety ny fiaiko tsy nety ka namboarao
Nisainako, fa ampy ahy, ampy ahy Ianao
B-Ny loza,
Ireo nampitomany ka namoizako fo, notoninao
Ka hoy aho hoe, ampy ahy, Ampy ahy Ianao
Ref: Fa ampy e, ampy tsy ampina, mahaliana
Ampy ahy iefuc Ianao
Fa ktgg Ampy e, ampy tsy vidina aminitina
Ampy tsotra izao
Feon-kira...
A-
B-
Ref:
Bridge: tononkira.serasera.org Eny ny mbola zaza aho, dia efa teo Ianao niahy
Nitombo taona aza aho, mbola eo ianao mitahy
Ny ampitso izay tsy tazana afoiko Anao Fanahy
Satria Ampy ahy Ianao
Eny ny mbola zaza aho dia efa teo Ianao zvyevrff niahy

Satria Ampy ampy tsotra izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TSIAROVangy : 727
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faliana2402
Daty : 06/02/2025 08:50