NY AHY (TSIARO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Izaho no mpiandry tsara, fantatro ny Ahy
Tahaka ny ahafantaran’ny Ray Ahy sy tononkira.serasera.org ny ahafantarako ny Ray
Atolotro ny rdvxdf aiko ho Anjara, tsy ho very izy mandrakizay
Ny andrombaka azy amin’ny tanako tsy mba hisy hahay
Refrain :
Izany teninao Ry Fototsoa no antoka ho ahy
Koa Andry, tehina sy toky ianteherako rahatrizay
Raha sendra ny onja mafy tsy zaka, ady mahamay
Ory ny fo, ny saina lddfwsih kivy ko, mahery kosa ny fanahy
2-Hanohy izato dia, nfxa ny ho atrehina tsy hay
Mila Anao Ilay Mpiandry tsara tsy mba miova ho aro sy mpitahy
Na aretina sy tsy fisiana dia tsy ataoko hampanahy
Ianao finoako no nanambara fantatro ny Ahy

Ory ny fo, ny saina kivy ko, mahery kosa ny fanahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TSIAROVangy : 1204
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faliana2402
Daty : 25/01/2021 17:39