Ny androntsika (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androntsika
Tsy ho adinoiko, tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray vao nahitako anao
Nifampijery, bxevs gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
Nisaina zava-maro ny eritreritro
Naminaviana ny hiray akany aminao
Kanjo teo, tsapako fa tiako ianao
Tiako mihoatra ny fitia noheverinao
Hany ratra izay nihantra lsyno e
Maty momoka hatreo
Hira soa
No niventy tato am-po
Voasoratra hatrizay e
Izao tononkira.serasera.org fiainantsika izao
Fitia izay niarahana hatrizao
Tsy ho adinoiko tsy jojbaja ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray izay vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
Jérôme Randria
Tsy ho adinoiko, tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray vao nahitako anao
Nifampijery, bxevs gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
Nisaina zava-maro ny eritreritro
Naminaviana ny hiray akany aminao
Kanjo teo, tsapako fa tiako ianao
Tiako mihoatra ny fitia noheverinao
Hany ratra izay nihantra lsyno e
Maty momoka hatreo
Hira soa
No niventy tato am-po
Voasoratra hatrizay e
Izao tononkira.serasera.org fiainantsika izao
Fitia izay niarahana hatrizao
Tsy ho adinoiko tsy jojbaja ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray izay vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
Jérôme Randria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 3517
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Baoholy
Daty : 25/02/2003 09:02
