Ny androntsika (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androntsika

Tsy ho adinoiko, tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro tononkira.serasera.org iray vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao

Nisaina zava-maro ny eritreritro
Naminaviana ny hiray akany aminao
Kanjo teo, tsapako fa tiako ianao
Tiako mihoatra ny fitia noheverinao

Hany ratra izay nihantra e
Maty momoka hatreo
Hira rkap soa
No niventy tato am-po
Voasoratra hatrizay e
Izao fiainantsika izao
Fitia izay niarahana hatrizao

Tsy ho adinoiko tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray izay vao nahitako jtroe anao
Nifampijery, gagagaga izaho arde sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao

Jérôme Randria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0163