Ny androntsika (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androntsika

Tsy ho adinoiko, tsy ho adinoiko hatramizao
Ny ypcxyn andro iray dioo vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao

Nisaina zava-maro ny eritreritro
Naminaviana eqlth ny hiray akany aminao
Kanjo teo, tsapako fa tiako ianao
Tiako mihoatra ny fitia noheverinao

Hany ratra izay nihantra e
Maty momoka hatreo
Hira soa
No niventy tato am-po
Voasoratra hatrizay e
Izao fiainantsika izao
Fitia izay niarahana hatrizao

Tsy ho adinoiko tsy ho adinoiko tononkira.serasera.org hatramizao
Ny andro iray izay vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao

Jérôme Randria

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0138