Toera-manirery (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry gkcd toera-manirery mitahiry ilay tsiambaratelo
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no sisa
Mandimby izany andro lasa voatanisanisa
Mbola tiako hovangiana ankehitriny
Hatsiarovako ilay fiadananay fahiny
Ry toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha
Izao bwspeq no hafatra ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko hkcdwm irery izany hiranay
Mba hanako ao am-pony ny tantarany
Ary tononkira.serasera.org koa ilay veloma nataonay farany
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no sisa
Mandimby izany andro lasa voatanisanisa
Mbola tiako hovangiana ankehitriny
Hatsiarovako ilay fiadananay fahiny
Ry toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha
Izao bwspeq no hafatra ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko hkcdwm irery izany hiranay
Mba hanako ao am-pony ny tantarany
Ary tononkira.serasera.org koa ilay veloma nataonay farany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 8377
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nirinamercia
Daty : 28/07/2020 11:09
