Eny sa Tsia (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha voa nahitanao ny tao anatiko ao
fa tsisy afa tsy ianao ny omeko ny fitiavako

Ref: Na tsy ho ahy az' ianao. Ampy ahy ny tsikinao
ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho teneno re fa miandry foana aho
Ny foko dia atolotro anao

Fanirin' iray ihany hiriko teny mamy
Hiriko hampifaly nefa nandratra aza teny keliko ihany...

Ref: nshyywi Na tsy ho ahy az' ianao. Ampy ahy ny tsikinao
Ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho tononkira.serasera.org teneno re fa miandry foana aho
Ny foko dia atolotro anao

az' avela irery aaa!az' avela ho veryyy
mieteza ho lrkebhg eo anilako ooooo eeeeeee!

...Na tsy ho ahy az' ianao.ampy ahy ny tsikinao
ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho ka eny sa tsia
F' izaho mbol suwnwwnv tia, ka eny sa tsia..........eeeeeeeee......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mirado
Vangy : 18004
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : misiestide
Daty : 02/01/2018 14:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122