Eny sa Tsia (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha voa nahitanao ny tao anatiko ao
fa tsisy afa tsy ianao ny omeko ny fitiavako
Ref: Na tsy ho ahy az' ianao. Ampy ahy ny tsikinao
ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho teneno re fa miandry foana aho
Ny foko dia atolotro anao
Fanirin' iray ihany hiriko lfjoibka teny uibloqef mamy
Hiriko hampifaly nefa nandratra aza teny uuofxyzj keliko ihany...

Ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho teneno re fa miandry foana aho
Ny foko dia atolotro anao
az' avela irery aaa!az' avela ho veryyy
mieteza ho eo anilako ooooo eeeeeee!
...Na tsy tononkira.serasera.org ho ahy az' ianao.ampy ahy ny tsikinao
ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho ka eny sa tsia
F' izaho mbol tia, ka eny sa tsia..........eeeeeeeee......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MiradoVangy : 18850
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : misiestide
Daty : 02/01/2018 14:46