DIA LASA IANAO (Firmin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia lasa ianao, fa tsy tamàna
Dia lasa ianao, nandao ity tanàna
Dia lasanao, ’lay hafanana
Tsy navelanao, ’zaho irery niala fa...
Efa nataoko ihany ny hisakanana ano,
F’ianao tsy nety hatr@izao

           Ref.: Tampoka be ny nandehananao
                    Rehefa vita izay natao
          rsfvkpga           Izao mitapify mbola tia
                    K’aza avela toy izao
                    Izaho ’lay mbola ankafy
                    K’aza ilaozanao @zao

Ny ranomaso tononkira.serasera.org miangona
Namela ratra tao dwoajivd am-po
Ka ny ho avy malomaloka
Fa nilaozanao, mba ho aiza moa
Ka ny tomany sy ny halaheloko
Ho any @iza, ho hateriko

                 Ref.: uocrxp ( 2x )

                

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Firmin
Vangy : 11574
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/02/2008 14:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0163