DIA LASA IANAO (Firmin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia lasa ianao, fa tsy tamàna
Dia lasa ianao, nandao ity tanàna
Dia lasanao, ’lay hafanana
Tsy navelanao, ’zaho irery niala fa...
Efa tononkira.serasera.org nataoko ihany ny hisakanana ano,
F’ianao tsy nety hatr@izao
Ref.: Tampoka be ny nandehananao
jtlwjar Rehefa vita izay natao
iobzyg Izao mitapify mbola tia
K’aza avela toy izao
qhlzjs Izaho ’lay mbola ankafy
K’aza ilaozanao @zao
Ny ranomaso miangona
Namela ratra tao am-po
Ka ny ho avy malomaloka
Fa nilaozanao, mba ho aiza moa
Ka ny tomany sy ny halaheloko
Ho any @iza, ho hateriko
Ref.: ( 2x )
Dia lasa ianao, nandao ity tanàna
Dia lasanao, ’lay hafanana
Tsy navelanao, ’zaho irery niala fa...
Efa tononkira.serasera.org nataoko ihany ny hisakanana ano,
F’ianao tsy nety hatr@izao
Ref.: Tampoka be ny nandehananao
jtlwjar Rehefa vita izay natao
iobzyg Izao mitapify mbola tia
K’aza avela toy izao
qhlzjs Izaho ’lay mbola ankafy
K’aza ilaozanao @zao
Ny ranomaso miangona
Namela ratra tao am-po
Ka ny ho avy malomaloka
Fa nilaozanao, mba ho aiza moa
Ka ny tomany sy ny halaheloko
Ho any @iza, ho hateriko
Ref.: ( 2x )
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FirminVisites : 11411
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/02/2008 14:01
