You are here: home > Tononkira > Firmin

MATOKIA (Firmin)

Zao no hafatro anao
Nefa lasa tsy mampanahy
Nomen’A/tra anao aho
Tsisy ahiahy

Volanjalanja avokoa
Tsy anenenako
Ny mombamomba anao koa
Tena laniko

PONT:
Resinao aho
Resinao mintsy anie aho
Fiainako ianao
Tsizy aho raha tsisy anao

REF:
Zay misy anao
No tiako hisy ahy
Ho trano fonenako ny fonao
Zao manontolo no babonao
Ka matokia
Mieteza ianao
Ry tiako izao
Hameno ntononkira.serasera.orgy banga ao amiko ao
Efa natokako anao
Ny fiainako

Noheveriny mantsy
Fa tsy hisy ahasolo azy
Angasiasy ty fo maratra
Mitanondrika
Kanjo
Niposaka tampoka teo lay masoandroko
Ianao fitiavako no andefomandriko

PONT:
Resinao aho
.................

REF:
Zay misy anao
..................

Na inon’idona
Na inin’itranga
Tsy hiala intsony eo antratranao aho

REF X2:
Zay misy anao
.................

Mpihira : Firmin
Mpamaky : 7958
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : babylove
Tamin'ny : 10/08/2008 12:21:46
ID : 5325

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo