MBOLA TIA (Firmin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’zao mbola tia , mbola adala aminao
’zao tsy adala hanary anao
harenako ianao.

Anao tato ato toa niasa loha
fa hoe niova fitiavako
ny fitadiavana no antony
mihamafy foana ity izy ity.
Toa taratara hoy ianao
vao nody antrano ilay havanao
ny fitadiavana ny tononkira.serasera.org antony
tsy mora intsony ity izy ity.

’zao mbola tia , mbola adala aminao
’zao tsy adala hanary anao
harenako ianao.

’zao koa anie znggje mba toa anao
raha io fitiavana io dia ao
saiko lazaina tsy kilalao
miredareda ao anatiko ao.
’zay no nahatonga ahy hiasa loha
sao dia nisy nahavoa
manahy isan jkqbou andro hoanao tokoa
fa tena tia , tia anao.

’zao mbola tia , mbola adala aminao
’zao tsy adala hanary anao
harenako anao.

’zao tsy olona adala
ka andeha hanary anao hjpuihi ô! ô!
Mahay zavatra tsara ,
ny mety sy ny tsy
Ye! Ye! Ye!

’zao mbola tia , mbola adala aminao
’zao tsy adala hanary anao
harenako anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Firmin
Vangy : 9064
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/04/2007 11:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122