ZAHO AMIN'NY ADALAKO (Firmin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Zaho amin’ny hadalako chérie é k’aza arianao fa mampalahelo za ô) x2
(Fomba ‘ty lehilahy aby chérie é, ka mahita ampela, manaramaso mijery) x2
Ref : Fomban’ny lehilahy (x2) Fomban’ny lehilahy e ia fomban’ny lehilahy

Misôma lehilahy e (Fomban’ny lehilahy)
Mitady lehilahy (Fomban’ny lehilahy)
Tsy maditry lehilahy (Fomban’ny lehilahy hé i a)
Misy « S » lehilahy e (Fomban’ny lehilahy)

Mozika

K’aza valah’io tsy ny haiko ooo tsy haiko ee
Zaho ‘fa tsy hasiaka, haiko fa iha ts’hivaliké

(Zaho amin’ny asako ty chérie e, tsy misary adala fa ôtômatika sourira a) x2
(Téléphone magneno isan-dèra k’aza adao mampiady, f’afèra ‘ty populaira a) x2

Ref + Mozika

Speech : K’aza asiana problème lahy chériko ô, f’asantsika raha toy, oui c’est ça ha ha ah oui

(Sômasôma sômasôma hé y a, sômasôma sômasôma héééé) x2

Mozika

(Zaho @ hadalako chérie é k’aza arianao fa mampalahelo za ô) x2

Ref x2 + Mozika

(Fomban’ny lehilahy – K’aza valah’io tsy ny haiko ooo tsy haiko eee
Fomban’ny lehilahy – Tsy haiko ooo
Fomban’ny lehilahy – Za ‘fa tsy hasiako fa iha
Fomban’ny lehilahy – ts’hivaliké) x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Firmin
Vangy : 4900
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 25/06/2009 11:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2352