Ambanivolo (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifampiantsoantso zlpl i Koto sy i Bozy
Andeha hiverina hampody indray ny omby
Ny hazavana lasa nitsipozipozy
Mamindra mailaka hamonjy indray ny toby

Làlana lavitra
Mankany ambanivohitra
Ny rivotra tononkira.serasera.org iainana
Madio mamelon"aina

Ny sasany efa indreo mamindro amoron’afo
Tsy misy trano moa ka lanitra no tafo
Ny ankamantatra sy ny anganoangano
Ifandimbiasana xqume hanalana hamohamo.

Fa izay rehetra velon’aina
Mbola misy antenaina

http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html
jlesdt

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0157