Ny hirahiram-poko (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirarahiram-poko, hiran’ ny fitia
Ny vetsoko misoko, maniry hiara-dia
Ny saina maminany ny ampitso anilanao
Ny ampitso sy ny ho avy hiombonako aminao
Ny hirarahiram-poko, hiran’ ny fitia
Ny vetsoko misoko, maniry hiara-dia
Ny saina maminany ny ampitso anilanao
Ny ampitso sy ny ho avy hiombonako aminao

Ny hiran’ ny maraina yboa ary ny hariva
Mikalo ivaiva
Kanefa sombin’aina, ny  hirako tononkira.serasera.org ho anao
Mbola hafa noho ireny

Tiako ny eo an-tsadrinao mialoka hafaliana, safosafo
Tiako ny eo ymxqgn an-tratranao ry aiko no hiampify ravoravo
Eo no hitafaka mora ny fitia koboniko ao
Ka ny hirahiram-poko, tiako ho hirahiranao
Tiako ny eo an-tsadrinao mlbsygcb mialoka hafaliana, safosafo
Tiako ny eo an-tratranao ry aiko no hiampify ravoravo
Eo no hitafaka mora ny fitia koboniko ao
Ka ny hirahiram-poko, tiako ho hirahiranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vola sy Noro
Vangy : 14589
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Bako
Daty : 17/02/2003 16:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.017